Teny iditra mihetsika (hetsika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manova toerana ny tena na ny faritra iray amin' ny tena, amin' ny misy azy teo aloha: Mbola mihetsika ity biby ity fa tsy maty. / Mihetsika ny tongotry ny zaza
¶ Miseho, mifoha indray, velona indray: Nihetsika ny fanaviany androany hariva. / Raha mihetsika eo ny hatezerako, asa izay hanaovako anao
¶ Avadika: Hihetsika ny razana atsy ho atsy ka tonga daholo ny havana avy amin' ny lafy valo [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay bouger, mouvoir, se mouvoir [SLP 1986]
Endriteny 
mihetsika
nihetsika
hihetsika
mihetseha
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2010/05/14