Teny iditra mihetsika ny aretiny
Singan-teny mihetsika ; aretina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny fisarongatry ny aretin' ny olona iray izay efa mpitaiza na mpahazo azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24