Teny iditra mihevaheva (hevaheva (heva))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihantona, mikirazorazo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to hover, to float in space [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être suspendu en l'air [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihevaheva
nihevaheva
hihevaheva
mihevahevà

Teny iditra mihevahevà (hevaheva (heva))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihevaheva [fitanisana]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/08/07