Teny iditra mihevingevina (hevingevina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Enti-milaza ny loha mihetsika moramora miankavia miankavanana toy ny olona heverina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to swing or sway back and forth; to be undecided [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se balancer; être dans l'indécision [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihevingevina
nihevingevina
hihevingevina
mihevingevèna

2012/08/07