Teny iditra mihiboka (hiboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihidy ao amin' ny toerana anankiray tsy mety mivoaka: Mihiboka ao an-trano ao tsy mety hivoaka izy
¶ Mijanona maharitra: Mihiboka ato amin' ny mangazay ato foana ny entana
¶ Mifantsika, voatana: Mihiboka amin' ny raharaha ao Rakoto
Mitovy hevitra: maizina andro mifahy ~ mihidy an-trano ~ mikatontrano ~ milevim-belona toa trandraka ~ mirindrin-trano [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be confined indoors [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être consigné, rester à la maison [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihiboka
nihiboka
hihiboka
mihiboha

2014/09/25