Teny iditra mihifikifika (hifikifika (hifika))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy   to back out; to refuse [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   se retirer, refuser [Hallanger 1974]
Ohatra   Moa hita fa naman' ny mpangalatra va izy, no dia mihifikifika ianao isaky ny milaza azy? [Baiboly: 30.48.27]
Ny bikany  
mihifikifika
nihifikifika
hihifikifika
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/11/06