Teny iditra mihihitra (hihitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Milofo, milozoka amim-paharetana: Mihihitra amin'ny fianarana io zaza io ka tsy mahagaga raha mahay
¶ Manararaotra hatramin'ny fotoana kely farany mba hanaovana asa, hianarana; mikafiry: Mihihitra amin' ny zaitra Rakoto fa akaiky ny Krismasy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihihitra
nihihitra
hihihitra
mihihira

2013/04/23