Teny iditra mihihy (hihy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikiky na manesotra tsikelikely ny faritra ivelany amin' ny trondro, mangahazo... [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihihy
nihihy
hihihy
mihihisa

2013/04/23