Teny iditra mihilahila (hilahila (hila))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tsy tsara fitoetra ka miraika na mitongilana miankavia miankavanana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihilahila
nihilahila
hihilahila
mihilahilà

Teny iditra mihilahilà (hilahila (hila))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihilahila [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/23