Teny iditra mihilana (hilana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miraika kely, mirona, mitongilana fa tsy mahitsy fijoro: Mihilana ity tongo-davarangana ity izany
¶ Mirona fa tsy mitovy lanja: Mihilana mankaty ny mizana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihilana
nihilana
hihilana
mihina
Ohatra Mihilana ny masoandro. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 8]
Teny nalaina 

Teny iditra mihilàna (hilana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihilana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/24