Teny iditra mihilangilana (hilangilana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay se balancer, osciller, rouler comme un navire [Abinal 1888]
Ohatra Telo lahy toa toko telo mahamasa-nahandroka raha miala ny iray, mihilangilana ny vilany, mihohoka ny vatabeny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 45]

2012/06/26