Teny iditra mihimokimoka (himokimoka (himoka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao hehy somary hazonkazonina fa tsy alefa tsara [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to chew with the lips closed; to smile with the lips closed [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay mastiquer avec les lèvres serrées; serrer les lèvres en riant [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihimokimoka
nihimokimoka
hihimokimoka
mihimokimoha

2012/08/07