Teny iditra mihiña
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Mihareraka [1.78]

Teny iditra mihina (hina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitambatra ara-elektirônika ny singa na ny zaka ara-tsimia [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Se combiner [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihina
Ny lasa : nihina
Ny hoavy : hihina

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20