Teny iditra mihinam-bela (hinana, vela)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza izay resy manao valin' ady ka avy hatrany dia haniny ny vela [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra homam-bela

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31