Teny iditra mihindrahindra (hindrahindra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikarenjirenjy, mipelipelika, mijefijefy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihindrahindra
nihindrahindra
hihindrahindra
mihindrahindrà
Teny mitovy hevitra misahindrahindra
Ohatra Indreto" , hoy izy, "misy fito lahy avy atsinanana miolo-may aman-defona, mihindrahindra amin' ampingaharatra. [Dahle: Angano, takila 8]

Teny iditra mihindrahindrà (hindrahindra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihindrahindra [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2019/08/17