Teny iditra mihinjaka (hinjaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitsambikimbikina, mitsamboamboatra: Tsy mba mandihy Rakoto izany fa mihinjaka fotsiny
¶ Mitsamboatra noho ny hafaliana na ny hatairana: Nihinjaka izy raha vao nahare fa afaka, / Nihinjaka Rasoa raha vao nandre ilay saobakaka nandady teo amin' ny sandriny [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihinjaka
nihinjaka
hihinjaka
mihinjaha

2010/05/14