Teny iditra mihira (hira)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   milalao [Antesaka, Tanosy] [Rakotosaona 1972]
   Manao hira: Mihira ny mpianatra
¶ Midera, mankalaza: Mihira ny Nahary ny voronkely
Mitovy hevitra: manainga feo ~ manandrapeo ~ manao angoa-tenda ~ manao beson-kira ~ manao fasiny ~ manao feo an-doha ~ manao feo voalohany ~ manao saikiny ~ mandredona ~ miantsa ~ mikalo ~ mikalokalo ~ miredona ~ mitanisa ~ mitoloko ~ mitoreo ~ mivazo ~ mivetsovetso [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to sing; to amuse oneself [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   chanter; s'amuser [Hallanger 1974]
Ohatra   Dia mihira malefaka Rasoa reniny, moa va tsy ny fony anaty tratrany any no mamoaka feo: [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 138]
Ny bikany  
mihira
nihira
hihira
mihirà
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra mihirà (hira)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihira [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/18