Teny iditra mihirahira (hirahira (hira))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Endriteny 
mihirahira
mihirahiran'
mihirahiran-
mihirahiram-
nihirahira
nihirahiran'
nihirahiran-
nihirahiram-
hihirahira
hihirahiran'
hihirahiran-
hihirahiram-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Nony efa tafavoaka izy dia mihirahira hoe : - "Valala manjohy è, kitsaotsao! [Dahle: Angano, takila 258]
2Ny rano kosa moana, matory, tsy manalona, tsy mamoaka ny feon' ny onja mihirahira eny am-pifandonana! [Rajaonarivelo: Bina, takila 38]

2017/03/06