Teny iditra |
mihiratra
(hiratra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Misoka-maso: Mbola matory va i Koto? Efa mihiratra izy; efa mihiratra ny masony Marevaka: Mihiratra izaitsizy ity lamba ity Miseho avy ao anaty rahona, mazava rehefa avy nanjombona: Mihiratra indray ity ny andro [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | écarquiller, ouvrir les yeux, les avoir ouverts Se dit aussi des couleurs vives, tranchantes, d'un visage rayonnant [1.3]
|
Ohatra |
1 | Mihiratra eo ny mason' ilay manan-tany.
[2.472]
|
2 | Mihiratra tsara ny maraina tamin' izay.
[2.470]
|
3 | Io Ambohimanoa io dia taza-maso isan' andro mihiratra avy teo am-baravavarankelinay.
[2.643]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mihiratra |
Ny lasa : |
nihiratra |
Ny hoavy : |
hihiratra |
Filaza mandidy : |
mihirata |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|