Teny iditra mihirihiry (hirihiry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihenahena amin' izao: Nanontaniana izy fa nihirihiry fotsiny teo
¶ Mandà tsy hanao na hanome: Niangaviako izy mbahanampy ahy nefa nihirihiry fotsiny izao
¶ Manao ditra, mikiry: Mihirihiry fotsiny izao Isambilo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihirihiry
nihirihiry
hihirihiry
mihirihiria

2010/05/14