Teny iditra mihirim-belona (hirina, velona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy minia mikimpy noho ny fahihirana; olona mahihitra tsy roa aman-tany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy (lit. to shut the eyes when still living), to be selfish [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay (lit. fermer les yeux pendant la vie), être égoïste [Hallanger 1974]
Teny nalaina 

2010/09/16