Teny iditra mihitsia > mihitsy (hitsy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tonga mahitsy, tsy bilabila: Tohano mba hihitsy ireto zanakazo ireto
Mandeha mivantana tsy mivilivily: Saika very aho raha tsy nihitsy tamin' ilay tranon-jiro natoronao
Milahatra: Mihitsia tsara fa handalo ny manam-pahefana. [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihitsy
Ny lasa : nihitsy
Ny hoavy : hihitsy
Filaza mandidy : mihitsia
Kamban-teny 

Teny iditra mihitsia > mihitsy (hitsy)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Teny enti-manamafy fa marina; tena, tokoa: Marina mihitsy ny voalazanao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Indeed, absolutely [1.7]
Fanazavàna teny frantsay En vérité, assurément [1.3, 1.8]
 Directement [1.3]
Ohatra Taitra mafy mihitsy aho. [2.4]
Sampanteny 
Kamban-teny