Teny iditra mihitsoka (hitsoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Latsaka amin' ny toerana iray ka tsy afa-miala: Nihitsoka tao an-davaka ny fiaranay
¶ Mijanona tsy miasa: Mihitsoka amin' ity raharaha ity ny volako [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihitsoka
nihitsoka
hihitsoka
mihitsoha
Teny nalaina 

2013/04/24