Teny iditra |
mihitsy
(hitsy)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Tonga mahitsy, tsy bilabila: Tohano mba hihitsy ireto zanakazo ireto Mandeha mivantana tsy mivilivily: Saika very aho raha tsy nihitsy tamin' ilay tranon-jiro natoronao Milahatra: Mihitsia tsara fa handalo ny manam-pahefana. [1.1]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mihitsy |
Ny lasa : |
nihitsy |
Ny hoavy : |
hihitsy |
Filaza mandidy : |
mihitsia |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
mihitsy
(hitsy)
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Teny enti-manamafy fa marina; tena, tokoa: Marina mihitsy ny voalazanao [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Indeed, absolutely [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | En vérité, assurément [1.3, 1.8]
|
| Directement [1.3]
|
Ohatra | Taitra mafy mihitsy aho.
[2.4]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|