Teny iditra mihivingivina (hivingivina (hivina))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihifikifika, mihetsiketsika, mihodinkodin-doha: Mihivingioina foana izy isaky ny misotro io fanafody io. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to shake the head repeatedly in reflection or distate [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay secouer la tête de façon répété pour signifier qu'on réfléchit, ou par dégoût [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihivingivina
mihivingivin-
mihivingivim-
mihivingivi-
nihivingivina
nihivingivin-
nihivingivim-
nihivingivi-
hihivingivina
hihivingivin-
hihivingivim-
hihivingivi-
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra mihivingina (hivingivina (hivina))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihivingivina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2017/08/02