Teny iditra mihivoka (hivoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifatratra, mifanety, mifanizina: Mihivoka ao amin' io trano bongo kely io izy mianakavy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihivoka
nihivoka
hihivoka
mihivoha

2013/04/24