Teny iditra mihizina (hizina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Feno hipoka, tsy ahazoana mikofoka: Mihizina ny trano azon' ny vahoaka
¶ Mihitsoka, milentika: Mihizina ao amin' ny hidin-trano ny fanalahidy
¶ Mihidy, mihiboka: Mihizina ao an-trano ao izy
¶ Mijanona ela, milentika: Nahoana no nihizina tany an-tsena tany ialahy?
¶ Mihenahena, mitokona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be crowded, full [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être bondé [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihizina
nihizina
hihizina
mihizìna

Teny iditra mihizìna (hizina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihizina [fitanisana]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/08/07