Teny iditra mihoby (hoby)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Midera amin' ny antsoantsom-pifaliana, m [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to acclaim; to shout for joy [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   acclamer, pousser des cris de joie [Hallanger 1974]
Ohatra   Nihoby sy nifaly ny fitiavana mahery noho ny fahafatesana sy ny zava-boahary rehetra [Rajohanesa: Kintana]
Dia nihoby ny vahoaka rehetra [Callet: Tantara, takila 126]
Ny bikany  
mihoby
nihoby
hihoby
mihobia

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/07