Teny iditra mihodahoda (hodahoda)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miambatrambatra na miakanakana rehefa miteny
Mitovy hevitra: miakakà ~ miakanakana ~ miambakambaka ~ miambatrambatra ~ miboredika ~ mikodadaka ~ mikodedika ~ mivakavaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihodahoda
nihodahoda
hihodahoda
mihodahodà

Teny iditra mihodahodà (hodahoda)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihodahoda [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/24