Teny iditra mihodidina (hodidina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Voahodidina, voafefy: Mihodidin-tamboho ny tokotaninay
¶ Mandeha manapitra ny sakany sy ny lavany: Nihodidina ny farihy izahay
¶ Tsirairay: Lafoko enimpolo mihodidina ny akoho nentiko teny an-tsena [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to go all the way around; to be encircled [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay faire le tour de; être encerclé [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihodidina
nihodidina
hihodidina
mihodidìna

Teny iditra mihodidìna (hodidina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihodidina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/08/09