Teny iditra mihofa (hofa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Enti-milaza zavatra ampiasain' olona na anaovany na ipetrahany ka andoavany vola: Mihofa ny tranon-dRabary eo akaikinay. / Mihofa telo arivo io trano be io [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihofa
nihofa
hihofa

2010/05/14