Teny iditra mihofahofa (hofahofa (hofa))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikopakopaka, mihofakofaka: Mihofahofa ny saina azon'ny rivotra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihofahofa
nihofahofa
hihofahofa

2013/04/24