Teny iditra mihogahoga (hogahoga (hoga))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miantsoantso tsy amin' antony; manesoeso, manakora [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihogahoga
nihogahoga
hihogahoga
mihogaho

Teny iditra mihogahogà (hogahoga (hoga))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihogahoga [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/24