Teny iditra mihogo (hogo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandamaka ny volon' ny tenany ihany amin' ny fihogo: Folo minitra izy mihogo eo anoloan' ny fitaratra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to comb one's hair; to have one's hair neatly combed [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se peigner; être peigné [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihogo
nihogo
hihogo
mihogoa
Teny nalaina 

2012/08/10