Teny iditra mihoha (hoha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miantso vonjy, manaitra
¶ Miantsoantso maneso sy manebaka ho fanabantiana: Izay rehetra nifanena taminy dia nihoha azy hoe: Oainy re Ihofakondry! (Rainitovo) [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihoha
nihoha
hihoha
miho

Teny iditra mihohà (hoha)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihoha [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/24