Teny iditra mihohy (hohy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihady amin' ny hoho: Mihohy ny tany ny saka
¶ Mihehy
¶ Mamongatra zavatra avy any anaty tany: Mihohy ny mangahazo ny alika dia
¶ Mitady hahalala, mangoraka: Nihohy mafy ilay zavatra noresahintsika Rakoto, fa tsy nilaza aho [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihohy
nihohy
hihohy
mihohaza
Teny nalaina 

2010/05/14