Teny iditra miholaitra (holaitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misompirana kely fa tsy mandeha mahitsy; mivily, mihodivitra, miviona: Soa ihany fa niholaitra ny vato ka tsy nahavoa
¶ Mibiloka, tsy mahitsy tsara: Miholaitra ity hazo ity ka soloy
¶ Mioritra, mipitsoka: Niholaitra ny sandriko [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be sprained; to be out of joint [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay dévier; être foulé; souffrir une entorse [Hallanger 1974]
Endriteny 
miholaitra
niholaitra
hiholaitra
miholaira

2012/08/10