Teny iditra mihombo (hombo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikambana amin' ny alalan' ny hombo, miraikitramafy: Varavarana mihombo amin' ny dity fotsiny
¶ Mifantsika amin' ny asa: Mihombo amin' ny fianarany ity zazalahy ity
¶ Mikiribiby amin' ny...: Mihombo amin' ny heviny Rabe [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be nailed fast [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être cloué [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihombo
nihombo
hihombo
mihomboa

Teny iditra mihombo (tombo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihamafy (enti-milaza aretina): Nihombo ny aretiny hatramin' ny omaly [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy Mihombo ny aretina (The sickness is getting worse) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay Mihombo ny aretina (La maladie s'aggrave) [Hallanger 1974]
Teny mitovy hevitra manombo

2013/04/24