Teny iditra mihondrokondroka (hondrokondroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandihy manao fihetsika somary mihoronkorona dia miondrikondrika toa manaitaitra ny filan' ny nofo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihondrokondroka
Ny lasa : nihondrokondroka
Ny hoavy : hihondrokondroka
Filaza mandidy : mihondrokondroha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20