Teny iditra mihoninkonina (honinkonina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Sahirana, lany andro amin' ny zavatra madinidinika: Mihoninkonina ela loatra ny vehivavy rehefa hiovaka ny trano
¶ Manao zavatra amimpidrahodrahoana; tsy mailaka: Mihoninkonim-pamindra Rabe [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihoninkonina
nihoninkonina
hihoninkonina
mihoninkona
Teny nalaina 

2010/05/14