Teny iditra mihonoña
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Misosa (lakana, rano, ets): Mihonoña moramora ny rano an-deombato (Misosa moramora ny rano an-tsefatsefa-bato) / Mihonon-tsy voezena koa lakan-jejo (Misosa tsy voizina toa lakan-jejo) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31