Teny iditra mihontsana (hontsana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Voadio tamin' ny rano natopatopa tao anatiny: Efa nihontsana ve ity barika ity
¶ Mihetsika, mikobana: Mihontsina ny kibo raha tahiny ka avy misotro rano no mihazakazaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be rinsed by shaking; to quiver from shaking [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on rince en secouant: Mihontsam-bava (Se rincer la bouche) [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihontsana
nihontsana
hihontsana
mihontsàna

Teny iditra mihontsàna (hontsana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihontsana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/24