Teny iditra mihontsina (hontsina)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mihetsiketsika, mihozongozona: Mihontsina ity latabatra ity izany
¶ Taitra, mivadi-po, manambadi-po: Nihontsina iray ihany aho nahita ilay alika be nankeny amiko ~ Norahonako izy fa tsy nihontsina
¶ (Fiteny koa ny mihontsona) [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to start as from fear [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   frissoner; être agité [Hallanger 1974]
Ohatra   nefa miaritra izy tsy mihontsina amin'ny hafanan'ny fatam-panefeny; [Baiboly: 28:038:028/Eklesiastika 38:28..]
Ny bikany  
mihontsina
nihontsina
hihontsina
mihontsìna

Teny iditra mihontsìna (hontsina)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihontsina [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/10