Teny iditra mihoraka (horaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Midera, mihoby, mihorika
¶ Manakora, maniny
¶ Maneno (sahona): Vao nihora-tsahona dia niainga izahay. [Voambolana: Haizavamaniry: (amin' ny ankapobeny)] [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihoraka
nihoraka
hihoraka
mihoraha
Teny nalaina 

2010/05/14