Teny iditra mihorika (horika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Migaga, mitalanjona: Tsy misy tsy nihorika nahita ny fahakingan' ilay tovolahy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihorika
nihorika
hihorika
mihoreha

Teny iditra mihorika
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] miakatra manatona ny loharano, mandoa (raha marary) [Rakotosaona 1972]

2010/05/06