Teny iditra mihoripika (horipika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mirintona hiala, manalavitra tsy tia na sosotra: Izany anie no farihy manantsika tsiriry,-- ka izay mihoripika ihany no manenina. (Rajaonah Tselatra) [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihoripika
nihoripika
hihoripika
mihoripiha

2013/04/24