Teny iditra mihorirana (horirana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandry ka ny rirana na ny ila no atao ambany mandry: Telo no fomba fandry: ny mitsilany, ny mihorirana ary ny mihohoka
¶ Miala amin' ny loza na toe-java-tsarotra: Tsy atahorana ireny fa olona mahay mihorirana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be placed on edge [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être placé sur son bord ou son côté [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihorirana
nihorirana
hihorirana
mihoriràna
Ohatra Niteny izany izy, sady nihodina teo an-toerana, mba samy hahita azy manatrika, mihorirana, miamboho, ny olona rehetra. [Andraina: Mitaraina, takila 33]

Teny iditra mihoriràna (horirana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihorirana [fitanisana]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/07/10