Teny iditra mihorohoro (horohoro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mangovitra, mihovitrovitra: Mihorohoro mihitsy ny trano rehefa mikotroka ny varatra
¶ Matahotra, mitebitebin-tahotra: Mihorohoro ny vahoaka fa toa hipoaka, hono, ny ady [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to tremble, to shudder [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay trembler, frémir [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihorohoro
nihorohoro
hihorohoro
mihorohoroa
Ohatra Mihorohoro dia mihorohoro ny tany; [Baiboly: 29:024:019/Isaia 24:19..]

2013/04/24