Teny iditra |
mihorona
(horona)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mihodina mivoromborona: Efa mihorona ny tady Miforitra: Mihorona ny tsihy Miketrona sy mifandrirotra: Mihorona ny hodi-doha [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To be in a roll, to be rolled up [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | être enroulé, qu'on roule [1.8]
|
Ohatra | Na ny omby aza no karavasiana, hita fa mifihifihy, taitra ary mihorona ny hodiny nandalovan' ilay dian-karavasy.
[2.472]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mihorona |
Ny lasa : |
nihorona |
Ny hoavy : |
hihorona |
Filaza mandidy : |
mihoròna |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
mihoròna
(horona)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihorona
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|