Teny iditra mihorona ny hodi-doha
Singan-teny mihorona ; hoditra ; loha
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mahatsiaro tahotra amin' ny zavatra iray ahina hihatra amin' ny tena ka toa mikainkona ny hodi-doha [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17